Dikan'ny teny : lisansy

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. licence) a: Fanadinana mamarana ny fianarana ambaratonga ambony; diplaoma omena an'izay afaka amin'io fanadinana io. • Taratasy fahazoan-dalana hampiasa fiarakaretsaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel