Dikan'ny teny : litania

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. litanie) a: Fivavahana misy fitanisanisana anaran'olomasina mandeha irery na miaraka amin'ny toetra masina nananany, ka valiana hatrany hoe: "mivavaha ho anay". Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel