Dikan'ny teny : lo

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t. sady a.: Simba sy milotaka: Voankazo lo. - t.i.f.: Lovina J mando, fan-do, mpando / andovana, f andovana / mahalo ) lolo / halovana, fahalovana. a F.-p.: Lon-damba: lamba efa tontan'ny nanaovana. ΒΆ M. h.: Drodroka, boboka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel