Dikan'ny teny : loaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a sady p. t.: Lavaka kely, hirika: Tsy fanao ny mijery amin'ny loaka amin'ny hidim-barauarana. - t.i.f : Loahana, aloaka, voaloaka / mandoaka, fandoaka, mpandoaka / andoahana, fandoahana / miloaka, filoaka, mpiloaka 1 iloahana, filoahana / mahaloaka 1 loadoaka. - F.-p,: Loa-body: loaka na gorobaka ny vodinY (harona na hevitra). J Mitahiry an-karon-doobody: tsy mba mitsitsy fa izay rehetra azo lanina avokoa. / Manao teny tsy loa-body: manao fitenenana tsy mazava loatra fa misy afinafenina, ¶ M.h.: Safe li-teny. / Loa-bolana: miteny tsy satry noho ny hagagana eo anatrehan-javatra tsy nampoizfna, na tsara na ratay. ¶ M.h.: Vaky vava. / Loa-jafy: nahazo ny zafy voalohany. j Loaka an-tsakany loaka an-davany: vita tomombana, tsy misy azo kianina fa vita tsara dia tsara amin'ny lafiny rehetra. J Loa-ka orona: enti-milaza lrony olona lanin'ny homamiadana irony, ny orony. ¶ M.h.: Gorobaka, boroaka, borobaka tanteraka, trobaka, voatrebika, voatrebona, voatrabaka, robaka, mangobaka, mangirana. Loaka, lavaka, hirika, haroka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel