Dikan'ny teny : loakandro

Hampiditra dikany vaovao
1 (andro) a: Entimilaza ny andro fahefatra manomboka amin'ny andro itenenana — na efa lasa izany na mbola ho avy — fa raha mbola ho avy, dia asiana hoe "raha"; ohatra: raha Alakamisy no itenenana, ny hoe "loakandro androany" dia ny Alatsinainy talohan'io, ary ny hoe "raha loakandro anio", dia ny Alahady mana-raira. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel