Dikan'ny teny : loatra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Famoahana na fanalana ny ao anatin'ny zavatra lalina aty: Ataouy tsara zara ny loa-bary. - t.i.f : Loarana, aloatra, voaloatra, tafaloatra 1 mandoatra, fandoatra, mpandoatra / andoarana, fandoarana / miloatra, filoatra / iloarana, filoarana / mahaloatra / loadoatra. - F,-p,: Loa-bary an-dasy: fanadihadiana zavatra na hevitra samy eo imaso, ifanatrehana. J Loa-bary mitahy uady: fizaPan-javatra misy fiangarana, ka ny anjaran'ny olon-tiana atao betsaka, fa ny an'ny hafa atao kely. Ahitsio
2 p.mt: Mihoatra noho ny tokony ho izy: Miasa loatra izy. / Kely loatra harona Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel