Dikan'ny teny : loba

Hampiditra dikany vaovao
1 sy Lobaloba p.t.: Entimilaza ny akanjo na satroka malalaka loatra. - t.i.f.: Alobaloba 1 milobaloba. Ahitsio
2 (Ski) a: Hazo fisakamitsvalana eo amin'ny vavan' ny botry na sambo itsatohan'ny andriny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel