Dikan'ny teny : lobo

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Be sofina mihofahofa. - F.-p.: Lobo maso: enti-milaza olona be hodimaso sy be volomaso mikopakopaka eo ambony maso. J Kisoa loba: kisoa be sofina mihofahofa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel