Dikan'ny teny : lobolobo

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Zavamaniry fohifohy iray toerana mifanety ka miteraka aloka maizimaizina sady mandomando ny tany aniriany. - t.i.f : Alobolobo, tafalobolobo 1 milobolobo, filobolobo, mpilobolobo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel