Dikan'ny teny : loditra

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t: Vonto, hetsaka: Loditry ny tseroka ny akanjon'itsy zaza itsy. Ahitsio
2 p. t.: Malambolambo, malandilandy, tsara tarehy. i t.i.f: Aloditra, lodirina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel