Dikan'ny teny : loha

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Faritra ambony indrindra amin'ny tenan'ny olombelona — ary aloha indrindra kosa ho an'ny biby — izay mizara roa: ny eo anoloana misy ny maso, orona, sofina, vava, ary ny ao an-damosina rakotry ny vo-Io, fa ny ao anatiny kosa misy ny ati-doha fototry ny fihontsonana sy ny fisaintsainana ary ny finiavana: Nianjera izy ka uaky ny lohany (raha ny ao anatin'ny loha no lazaina, dia ny tenyhoe andoha no ampiasaina: Marary ny andohako; jar. Andoha). • h.i.: Saina: 01ona kely loha koa izay nametraka it? teto. ? Lehibe mpitarika: Rainiuoanjo no lohany ta-min 'io raharaha ratsy io. • Tendrony aloha amin'ny zavatra iray: Nifatratra tao anaty zozoro ny loha lakana ? Karazana: Maro loha ny sakafo narosony ho anay. 6 t.lf•: Miloha 1 miandoha, fiandoha I landohana, fiandohana 1 lohaloha 1 milohaloha, filohaloha, mpilohaloha 1 ilohalohana, filohalohana I mahalohaloha 1 aloha. - F.-p.: Loha heaitra: ny ventin-teny halahatra. / Loha laharana: enti-milaza izay voalohany amin'ny laharana. / Loha lalana: olona alefamialoha harnantatra na hisava lalana. / Loha lositra: ireo lasa voalohany amin'ny fandosirana J Loha rivotra: toerana fiavian'ny rivotra. J Loha tany: tany faramparany ambonimbony. / Loha tondro: ny tendron'ny rantsantanana. / Loha vaingo: loha ratsy tefy na ratsy bika.ILoha valala: ireo tonga voalohany amin'ny andiam-balala. / Loha uaniana: faritra eo anelanelan'ny voa sy ny taolantehezana. J Loha oantony: zana-bantony amin'nY vorona. / Maivan-doha: tsy manam-pieritreretana, tanora fanahy; manidintsidina. / Mi-tondra loha mody: miverina tsy nahavita ny zavatranampanaovina azy. / Mitsipi-doha: manatsidika ny loha eo am-baravarana. / Ratsy loha: manao tetika tsy mahomby. * Fiten sy Ohab.: Aza mitaipa-doha laka-nitana: aza mampiseho tsy fankasitrahana ka ny nahitan-tsoaindray no atao tsinontsinona.ILoha vain go tsy manoa randrana: enti-milaza olona miavonavona tsy mety milefitra. ¶ M.h.: Filoha, lehibe, tale, mpitondra, mpitarika, mpifehy, mpanapaka, mpan didy, vovonana iadian'ny lohany, loholona, ben'ny tany, ray aman-dreny, tomp o men akely, tompombodivona, mpanjaka, andriana, andriamanjaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel