Dikan'ny teny : lohalika

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Ny vanin-taolana mampitohy ny ranjo amin' n? fe amin'ny alalan'ny taolana iray boribory, ny ampelandohalika. - t.i.f.: Mandohalika, fandohalika, mpandohahka I andohalihana, fandohalihana 1 mahandohalika I halohalika, * Ohab.: Lohalika sy laferana: izay mandefitra no mandina: (Jar. Laferana). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel