Dikan'ny teny : lohamalemy

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Ray faritra mfhonankonana eo ampovoamboan'ny lohan'ny zaza, eo anelanelan'ny taolana amin' ny karandohany, izay mihafeno sy mihamafy tsikelikely araka ny fitomboan'ny taonany ka tsy hita intsony mihitsy aza rehefa lehibe izy fa mifangaro amin'ny taolandoha. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel