Dikan'ny teny : loharano

Hampiditra dikany vaovao
1 (rano) a: Rano miboiboika avy ao anaty tany, izay rano avy amin'ny ranonorana naninteraka tany anaty tany ka mipoitra indray avy eo; ny loharano rehefa mitambatambatra amin'ny hafa no tonga sakeli-drano, dia renirano ary ony: Ao anaty lobolobo ao misy loharano. ? h.o.: Fototra iandohana, iavian'ny zavatra iray: Andriamanitra no loharanon' ny soa rehetra. / Ny fianarana no loharano ipoiran'ny fond rosoana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel