Dikan'ny teny : lohariana

Hampiditra dikany vaovao
1 (riana) a.: Ny tampony ambony indrindra amin'ny nana. ~ Ny fotoana ialan'ny aina: Efa an-dohariana izy no tonga ny zanany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel