Dikan'ny teny : lohataona

Hampiditra dikany vaovao
1 (taona) a.: Fizarantaona voalohany amin'ny taona fa miantomboka maniry na mitsiry daholo amin'io ny zavamaniry nihintsana tamin'ny ririnina, miseho lalandava ny masoandro ka betsaka ny hainandro ary mafana ny andro; hatramin'ny volana Septambra ka hatramin'ny Novambra no faharetan'ny lohataona, izay dimbiasan'ny fahavaratra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel