Dikan'ny teny : lohateny

Hampiditra dikany vaovao
1 (teny) a: Anarana — izay matetika teny fohifohy — entina hilazana boky na toko iray amin'ny boky na koa lahateny famelabelaran-kevitra: "Mbà olom-banona" no lohateny nalain'ny mpampianatra anay ho voaboasana. ? Fifanarahana fa hifamela heloka na hifandefitra na hifanampy. - F.-p.: Manao lohateny tsy mitouy: tsy mifandefitra, tsy mifamaly bontana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel