Dikan'ny teny : lohatraoka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Faritry ny traoka ambony izay ahazoana mamoaka feo; misy taola malemy mivohitra eo anoloan'ny lohatraoka, izay atao hoe traotraoka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel