Dikan'ny teny : lohavary

Hampiditra dikany vaovao
1 (vary) a.: Ny mongomongo amin'ny fotsimbary; voam-bary kely toy ny torotoro mihitsy aza, izay hita ooalohany eo amin'ny sahafa rehefa manofa vary, ka avy amin'izany no nahatongany anarany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel