Dikan'ny teny : lokangahisatra

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Zavamaneno kilalaon-jaza natao tamin' ny zozoro maina anankiroa tokony ho irain-jehy mahery kely, ka iny zozoro iny ihany no nosokirina hahazoana tadiny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel