Dikan'ny teny : lokangavava

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Zavamaneno tsofina, vita amin'ny tapa-by kely; ankinina amin'ny nify izy ary somary akombona kokoa ny molotra: ny rivotra avy ao am-bava no mampipararetra ilay tariby kely eo afovoany rehefa kitihin' ny fanondro. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel