Dikan'ny teny : lomano

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Fahaizanamampitsinkafona ny tena ao anaty ran o amin'ny fanetsiketsehana ny tongotra sy ny tanana. Misy karazany maro ny fihetsehana amin'ny lomano: ny tsikaroka: lomanon'ny tsy mbola mahay ka toy ny mitsikarokaroka fotsiny ny tanany; ny tsipy sandry: lomanon'ny efa mahay, izay manipy ny tanany lavitra ka manaxaka an'iny ny vatany; ny rano tsilany: lomanon'ny mahay koa, izay mandry mitsilany eo ambony rano ka ny tongony no toy ny mivoy ny rano dia misondrotra sy miakatxa izy; ny antsitrika: lomanon'ny mahay, izay mahay misitrika ela any anaty rano, sas... • tif: Lomanosina, alomano, tafalomano / milomano, filomano, mpilomano 1 ilomanosana, filomanosana 1 mahalomano. * Ohab.: Lomanom-boka: tafita vao rendrika: enti-milaza zavatra na raharaha mby efa ho vita vao simba na tsy tanteraka, toy ny lomanom-boka izay misosa tsars hatrany, fa rehefa tonga eny amorona vao tsy tafita satria tay afa•mamikitra ny tanany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel