Dikan'ny teny : lombombava

Hampiditra dikany vaovao
1 (Btl) a.: Fomba fisampin-damba manarona ny vava mba tsy tiana hahitan'ny olona ny fihetsiky ny vava na koa mba hoenti-maneso ny olona iresahana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel