Dikan'ny teny : lomisy

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Teny filaza amin' ny zavatra mandeha tsiroaroa, izany hoe roa mitovy ho an'ny havia sy havanana, toy ny kavina, ban-tongotra, kiraro, ans...; iray aman'olona: Kavina iray lomisy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel