Dikan'ny teny : lomorina

Hampiditra dikany vaovao
1 (lomotra) p.t: Itakovanan'ny lomotra betsaka: Vato lomorina io fa aza hitsahina. 1 h. i.: Entina hilaza• na koa ny toe-tsaina feno haratsiana sy tsy mba mivoatra: Toe-tsaina lomorina izany miheuitra ny Malagasy ho tsy maintsy miankin-doha lava amin'ny hafa izany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel