Dikan'ny teny : lompy

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Jiolahy, olona ratsy ary tsy valahara. - F.-p.: Trano fandrian-dompy: trano fanafenan9ry mpanao ratsy na mpangalatra ny zavatra nangalariny. Ahitsio
2 a.: Zavatra tsy azo a noharana na ihodivirana, toy ny fahafatesana: Lompy tsy mahahery. Ahitsio
3 a: Volomason'ny landy, izay misokatra sy mivelatra ary miova soratra rehefa tohinina. Ahitsio
4 (t.tr.) a: Loza Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel