Dikan'ny teny : lona

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Fampijanonana zavatra ao anaty rano; fandrobohana zavatra ela ao anaty rano; fijanonana ela, filentehana any amin'izay aleha. - t.i.f.: Alona, voalona, tafalona / mandons, fandona, mpandona 1 andomana, f andomana 1 filona, milona, mpilona 1 ilomana, filomana 1 mahalona. - F.-p.: Lon-drano: enti-milaza vary mbola eny an-tanimbary ka safotry ny rano. / Lon-tsomaka: enti-milaza zavatra milona tapaka ao anaty rano; fandrika. 1 Manao lona: mampisambo-bola ela, manome fotoana lava handoavana trosa, manao bidà. / Milon-tsomaka: enti-milaza vary efa voajinja izay m11ona ao anaty rano ka simba. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel