Dikan'ny teny : londona

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Nofo ao anatin' ny voatavo manarona ny voany, voninkazom-boatavo: Londom-boatavo. - F.-p.: Miala londona: ilazana ny zavamaniry mihintsam-boninkazo mba hiforonan'ny voany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel