Dikan'ny teny : longy

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Lefona kely izay mitsoriaka fatratra rehefa atsipy. • Hazo marani-doha fihadiana zavamaniry mamody toy ny kitsangana na ny Idfolona. ¶ M.h.: Katsomanta, antsetra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel