Dikan'ny teny : lonjo

Hampiditra dikany vaovao
1 ft.: Fitondrana enta-mavesatra samy irery; fitondrana ny mafy tsy misy mpanampy. i tif: Lonjoina,alonjo)milonjo, filonjo, mpilonjo 1 ilonjoana, filonjoana 1 lonjolonjo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel