Dikan'ny teny : lopotra

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Lamba volonondry mainty na manga antitra fanao akanjo sy pataloa, akanjom-behivavy. o F.-p.: Lopotra tenany: enti-milaza ny lamba lopotra tsy misy fangarony. / Lopotra landihazo: lamba landihazo ny tenany ary volonondry ny fahany. / Lopotra landy: lamba ny antsasany landy, ny antsasany volonondry. / Lopotra rongony: lamba rongony ny tenany ary volonondry ny fahany. / Galona sy lopotra: enti-milaza zavatra roa mifanaraka, mifanentana tsara ny endrika amam-bikany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel