Dikan'ny teny : loso

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Antsasaky ny ariary na 2,50 Fr amin'ny vola ankehitriny (fony 4,80 Fr no tomban'ny ariary, dia 2,40 Fr ny loso, ka ny 2,50 Fr taty aoriana natao hoe loso vazaha). Ahitsio
2 (Ski) a: Zavatra boribory lavalava: Losom-by. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel