Dikan'ny teny : loteria

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. loterie) a: Fisarihana nomerao an-tsapaka, ka izay karatra mitondra nomerao mifanandrify amin'ny nomerao voasarika no mahazo loka, vola na zavatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel