Dikan'ny teny : loto

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Anarana ilazana amin' ny ankapobeny irae bibikely misy elatra efatra maro karazana rakotra elakelaka manify mandraraka vovobovoka ary voaravaka loko mamirapiratra. ~ Araka ny finoan' ny Ntaolo: fanahin'ny olona maty mihelohelo manodidina ny velona toy ny angatra na ny matoatoa, saingy amin'ny tarehi-na lolo ary mazàna manambara zavatra na mahatonga harary. 1 Aretinkibo mahavoa tampoka. - t.i.f.: Mandolo. - F-p.: Mandolo ny andro: enti-milaza ny andro manjombona, maizimaizina. /Lolo mamoha angatra: ilazana ny zava-dratsy mbola mitera-ka ratsiratsy indray kokoa noho izy. Ahitsio
2 a: Fako, fakofakon-trano, fikotra: Ario any ireo loto ireo fa mahabe lalitra. 1 Pentina, tasy: Rakotry ny loto it? lobakao. *Tay fahadiovana, fisotisoty, fisotitika: Oadray ny loton'Ikoto! - t.i.f.: Lotoina, voaloto / mandoto, fandoto, mpandoto / andotoana, fandotoana 1 mahaloto / lotoloto / maloto / halotoana, fahalotoana. Ahitsio
3 (fr. loto) a: Karazan-kilalao an-tsapaka: izarana ba oritra misy tarehimarika hatramin'ny 1 ka hatranrin'ny 90 anaty efitrefitra ny mpilalao, ka izay mahafeno voa lohany ny efitrefitra amin' ny baoritra eny an-tanany amin'ny vato misy tarehimarika hatramin'ny 90 koa izay sarihana an-tsapaka, no maharesy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel