Dikan'ny teny : lotoina

Hampiditra dikany vaovao
1 (loto) mt ih. (lotoy): Asiana loto: Aza lotoina ny rano, rankizy al • h.o.: Endrikendrehina, hosoram-potaka: Nolotoiny ny raiko ka tsy manaiky aho. 1 Zazavavy anaovana an-tery, alaina ankery, anaovana angovy: Nolotoin'ilay zazalahy ny zanaka uauin-dry zareo ato aûaratra mbola tsy tonga taona Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel