Dikan'ny teny : lotso

Hampiditra dikany vaovao
1 ft.: Fanaovana izay hampandeha betsaka ny nonon' ny renin'ny zaza na ny rononon'ny omby terena. i ti.f.: Mandotso, fandotso, mpandotso f andotsoana, fandotsoana f mpandotso I ampandotsoina f ampandotsoana, fampandotsoana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel