Dikan'ny teny : lovabe

Hampiditra dikany vaovao
1 (lova) a: Harena tsy mba zarain'ny ray aman-dreny amin'ny mpandova mba samy hizaka ny anjarany tsirairay avy, fa apetrany amin' ny lahimatoa na ny vavimatoa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel