Dikan'ny teny : lovana

Hampiditra dikany vaovao
1 (loua) mt. ih, (louao, lovay): Azo na raisina avy a min'ny ray aman-dreny: Vo-la kely fa tany betsaka kosa no nolovany tamin'ny ray aman-dreniny. / Aretina nolouany tamin'ny reniny io. Ahitsio
2 a: Ireo hazo roa eo andany sy ankilan'ny vavahadim-bohitr'omby izay noloahana rnifanandrify mba hidiran'ny tsivalany rehefa hidiana ny vala. (Ny olonaantitra efa konka izay tsy afamitra ka intsony rehefa mipetraka ka manjary avo noho ny lohany ny ibhaliny roa dia na-tao hoe '.'rnidi-dovana" satria noharina amin'ny lovana ny lohaliny roa amin'izay). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel