Dikan'ny teny : lovoka

Hampiditra dikany vaovao
1 (Skl) a: Helo-drano. Ahitsio
2 a: Milaza tsato-kazo, tsatoka, saingy tsy dia fampiasaloatra. ΒΆ M.h.: Lozoka. Ahitsio
3 (Btm) a: Dobo, antara. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel