Dikan'ny teny : lozoka

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Tsatokazo misy lavaka itsofohan'ny hidim-bavahady rehefa nohidiana ny vavahadim-bohitra fahizay, izay natao hidim-bala tsotra kosa ankehitriny. 1 Zohy a ny ambanin'ny tany: Misy lozoka ao anilan'ny uatolam-PY ao. i tif: Lozohana, alozoka, voalozoka / mandozoka, f andozoka, mpandozoka / andozohana, fandozohana / milozoka, filozoka, mpilozoka / mahalozoka 1 lozodozoka. Ahitsio
2 a: Filofosana amin' izay atao, fiezahana hahay fianarana. - t.i.f.: Alozoka, tafalozoka / milozoka, filozoka, mpilozoka / ilozohana, filozohana / mahalozoka / lozodozoka 1 lozoka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel