Dikan'ny teny : madama

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. madame) a: Teny iantsoana amim-panajana ny vehivavy manambady, miaraka amin'ny anarany na tsia: Tonga i Madama Rakoto. / Lasa nivoaka i Mcd am a, tompoko. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel