Dikan'ny teny : madilo

Hampiditra dikany vaovao
1 (dilo) p.t.: Mahatsiaro mangintsingitsina any amin'ny sofina sy ny nify any noho ny feon-javatra nddilotra; mahasosotra amin'ny nify na amin'ny sofina: Madilo fa aza akasika amin'ny allia ny antsy. ? h.i.: Dombo (sa-tria raha vy dombo no akapa amin'ny vy hafa dia madilo). i t i.f : Mahadilo. a F.-p.: Madilo ny sofina: e-fa marenina ny sofiko (noho ny fandrenesana ilay zavatra lazafna imbetsaka loatra): Madilo ny sofina amin'ny resaky ny olona momba ny fi-ton d ran- tenanao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel