Dikan'ny teny : madisa

Hampiditra dikany vaovao
1 [disa] Enti-milaza ny toetran'ny zavatra (tany, ahitra...) voahitsakitsa-dava, naleha matetika ka maosy: Andehanan'ny ankizy matetika eto ka madisa ny ahitra ΒΆ M.h,: Tomarosoka. Lany: Madisa ny vilon-tsoavaly. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel