Dikan'ny teny : mafaitra

Hampiditra dikany vaovao
1 (faitra) p.t: Mangidy, mangeroka. ΒΆ M. h. :Mangidy. - F.-p.: Rora mafaitra: llaY rora mangidingidy ao am-bava amin'ny maraina vao mifoba raha mbola tsy nihontsam-bava./Anamafaitra: ka-raz an 'anana. / Mafaimamy: karazana vahy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel