Dikan'ny teny : mafana

Hampiditra dikany vaovao
1 (fana) p. t : Tsy mangatsiaka, tsaroana fa sornary mahamay: Efa mafana ny rano. • Mahatonga ny tena hahatsiaro hafanana, madisadisa ohatra ny tenehina: Mafana izany andro izany. • Mita-na hafanana, manome hafanana: Akanjo mafana • h.o. - a) Sady betsaka no mihetsiketsika fatratra: Mafana ny osa at? avaratra at}, izany! ¶ M. h.: Mafotaka, mangotraka. - b) Enti-milaza olona mampiseho fahazotoana, fahavitribitrihana amin'ny asa ataony (matetika anefa ny hoe ma-fana fo no ampiasaina amin' it? hevitra farany itp): Mafana Rangahy iny rehefa miasa. / Mafana fo ianareo ka vita haingana ny asa. - t.i.f.: Mafana, hafanana 1 mafanafana, mafampana. ? F.-p•: Mafana fo: mavitrika sy be herimpo rehefa miasa, manao zavatra. / Mafana tanana: mahavoa raha mamely. / Mafana vay: sady manao amin-kerimpo no mahomby. ¶ Teny iray tarika: Mafana, marimaritra, mangorovitsika, afa-dranompanala, mahalala tondra, matimaty, mahamay, mandevy, mavaivay, mangotraka, mandoro, mivadibadika, mampitsovaka, mahavotsotra. ¶ M,h,: (andro) migaingaina, midaindaina, manevoka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel