Dikan'ny teny : mafina

Hampiditra dikany vaovao
1 Hamafina, Hamafisina (mafy) mt ih. (mafiso, hamafio, hamafiso): Atao mafimafy kokoa, izany hoe afaka hahatohitra tsaratsara kokoa izay herin-javatra mety hihatra aminy na hanan-kery kokoa: Mafiso, hamafiso ny fefiloha. / Nohamafisina ny fihauanana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel