Dikan'ny teny : mahadala

Hampiditra dikany vaovao
1 (adala) mt. s.: Mahatonga adala, mampivozavoza, mampitahontahona: Mahadala ny toaka sy ny rongony, ka izany no nandraran'Andrianampoinimerina azy ireo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel