Dikan'ny teny : mahadikidiky

Hampiditra dikany vaovao
1 (dikidiky) p.i.: Mahasosotra, mahatofoka: Mahadikidiky ny fitondrantena ratsy ataony. ? Mahamenatra: Aoka ihany fa mahadikidiky amin-drainao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel