Dikan'ny teny : mahafaty

Hampiditra dikany vaovao
1 (faty) mt.p.: Afaka hamono: Tsy mahafaty akoho akory, hono, Ramatoa io. * Mahatonga ho faty: Tsy hahafaty azy akory io aretina io. / Poizina mahafaty. ? F.-p.: Fahotana mahafaty: mahavery ny aim-pahasoavana (Fiv. kat.). ? Maharesy: Ny mpilalaonay Ampamarinana no nahafaty tamin'ny baolina. ? Mahazo: Tsy tsara ny tsena androany fa tsy nahafaty roanjdto akory aho, * Mamely mafy, tsy ahazoana aina, mahatrotraka: Mahafaty izany hatsiaka izany. ? Mamono, manala, mikosoka, mampanadino: Ny andro sy ny volana nifandimby no nahafaty ny soratra teto. / Tay misy hahafaty ny fahatsiarovako an 'i Neny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel