Dikan'ny teny : mahafinaritra

Hampiditra dikany vaovao
1 (finaritra) p.t.: Mahafaly, maharavo: Saha mahafinaritra. / Olona mahafinaritra Rakoto. ? Tsara, soa, kanto: Lahateny mahafinaritra no nandraisana ny filohan'ny Nosy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel